|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mavo mena |
| Singan-teny | 2 mavo, 3 mena |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 (mavomena) mivolondaoranjy
[1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 blond
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 blond
[1.8] 8 jaune orangé [1.13] |
| Ohatra |
9 Ny volon-javatra manambina azy: mavomena sy manjamainty.
[1.381#]
|
| Tovy hevitra | 10 mavo loha |
| Renianarana |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
108 Ny Loko |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|